FITIAVAM-BOLANA (Amjra Praise)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FITIAVAM-BOLANA

Tsinana ny volana mipotsaka erĂ½.
Moa ve tsinana ao ampo ilay afon'ny fitia??
Tsinana izy anio, fa tsy maintsy mbola ho feno manana
Eo no tena andrasana ilay tena fitiavana

tsy ho mandrakariva akory, raha toa ka fenomanana
fa ho tonga haizin'gola, hany ka tsy ho tazana
Ka moa ve sanatria, ataoko hoe sanatria
Ka hanao toy ny volana ianao rehefa mitia???

Amjra Praise
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
123 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Amjra Praise
Nampiditra : AmjraPraise
Daty : 26/01/2024 19:50
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014