Indrisy ry fitia (An-JARA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
izay tia tokoa adala
ka izany indrindra angamba
no nahatonga ahy
ho tena tsy nahalala
ny zava-nisy rehetra
nafenina hatrizay

nentanim-pahatokisana
sy tsy nametraka ahiahy
na saina na fanahy
fa hoe miombona fitia
ka nanantena ho doria
kanefa indrisy

indrisy ry fitia
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1403 3
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : An-JARA
Nampiditra : tsiou1482
Daty : 05/07/2012 05:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101