Tsy mety... (An-JARA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
asa raha mba fantatrao
fa hatramin'izao izy
dia mbola mahatsiaro anao foana
tsy mety manadino
na miroso aza ny fotoana
... ny andro sy ny volana
ary koa ny taona
no nifandimby
nandalo sy nimaona
fa ny fony izay voaratra
tsy mety afa-tsaona!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1347 2
Mpakafy: tsiou1482 - malala24
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : An-JARA
Nampiditra : tsiou1482
Daty : 10/07/2012 05:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146