You are here: home > Vetso

ny omaly? ny ampitso? - Antso32

Azo vakiana?

Toa sarotra adinoina
Toa sarotra vonoina
Ireo lasa fahiny
Kanefa tsy azo omena tsiny
Fa matoa mbola ao an-tsaina
Tsy mety miala fa malaina
Angamba ilaina ihany
Ny fisiany sa tsy izany?
Nifangaro tao daholo fihetsem-po be dia be
Tsiky,tomany,hanihany nampiomehy
Ary ny ho avy hanao ahoana?
Inoako fa hahafinaritra
Ankinina amin'Andriamanitra

Hevitra mandeha

lah'fahtra (29/09/2017 20:35:33)

ankafizo e!!!misaotra mialoha.

Mombamomba

Mpanoratra : Antso32


Nampiditra : lah'fahtra
Daty : 29/09/2017
Mpamangy : 1401
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

tiako ianao kanefa
Tara