INAY AHO TSY NAHITA (AORN)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tadidiko eny foana
Ianao lay vao niserana
Ka satry te hihaona
tsy misy fahataperana

dia tsinjoko ihany koa
Lay topi-masonao
ka nampihetsi-po
tsaroana hatramy zao

fa ny tena hafa
ilay tsikinao tsy haiko
tsy nisy nety hamafa
ny foko sy ny saiko

Inay aho tsy nahita
ilay noserananao
mba tapitra sy vita
zao nofinofy izao

AORN
02 SEPTAMBRA 2023
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
137 1
Mpakafy: hery
Hevitra mandeha
rina15 ( 12/04/2024 08:04)
Misaotra an'Ikalamako niantsa e!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : AORN
Nampiditra : rina15
Daty : 29/01/2024 09:15
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149