MISY (AORN)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy andro mampitsiky, zay mandrehitra hafaliana
Misy andro manazava, mampientana fanahy
Misy andro manafana, mampanembona olon-tiana
Misy andro mibaliaka, mampitony ny ahiahy

Misy andro mampanjombona, mampilofika ny loha
Misy andro tena maizina, manakivy izany saina
Misy andro mangatsiaka, mampivontovonto fo
Misy andro tena maloka, mampirongatra taraina

AORN
03 SEPTAMBRA 2024
--------
Rohy:
59 1
Mpakafy: rina15
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : AORN
Nampiditra : rina15
Daty : 03/09/2024 06:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975