TSARA IANAO KA TSARA (AORN)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny masonao baliaka
Ny endrikao sariaka
Miampy feo milanto
Toa kanto tena kanto

Ny soritry ny volo
Ny tena manontolo
Ampian’ilay tsanganana
Dia tena tsisy mpanana

Tsy haiko tantaraina
Lay vatana bikaina
Fa ny azoko ambara
Dia tsara ianao ka tsara

AORN
13 JONA 2017
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
142 1
Mpakafy: rina15
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : AORN
Nampiditra : rina15
Daty : 17/08/2024 10:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1391