Mbola mitempo anao anie n (arYVelona(AYVA))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola mitempo anao anie ny foko
Fa akory anie ny fahatairako
Raha indro fotsiny nahare
Ny fonao sy azy anie
Efa sambatra sy lafatra
Lay fiainana kely efa vita rafitra

Indrisy re ny sento
Sento tokana nasehony
Ilay foko kely indro rovitra
Rovitry ny fahasambaranareo mamiratra

Dia nitanondrika ny lohako
Nitiolefika ny lohaliko
Dia mbola niampy ihany
Lay fahoriana tsy roa aman tany
Fa hay ianao kay…roboka aminy efa elah
Fony sika efa iray
Nirinao mba ho roa
Fony sika tafaray
Hay kay ianao teo iny
Efa olon kafa no nofisinao
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
749 1
Mpakafy: ArYVelonA7
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : arYVelona(AYVA)
Nampiditra : ArYVelonA7
Daty : 05/01/2018 06:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152