TIANY HONO AHO Setrin il (arYVelona(AYVA))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIANY HONO AHO

Setrin ilay tonokalon I jojudi Tsy anjara
Tiany hono aho nefa nariany
Maminy saingy tsy fihafiany
Fa ilay fahoriana teo anilany?
Efa nekeny hono fa tsy olana

Tia hoy ianao kanefa
Nofiranao ny momba amiko
Sy ny etsetsetsetra
Mba mino mo aho izay antsainao any?

Tiako ianao!
An eritreritro ianao
Toa teny fehy teny
Ka vao mainka mandratra ahy

Fa na dia rotidrotikao aza ny foko
Na dia efa nozimbazimbainao aza ilay fitiavako
Dia hiriko ianao ho sambatra
Izay ny ahy ilay fitiavako tsy miambatra

Fanirina toa tsy toha
Fifalianan olon droa
Toa rava teo raha vao nisantatra
Ilay hasambara mamy sy fitaritra
arYVelona
05/01/2018
--------
Rohy:
837 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : arYVelona(AYVA)
Nampiditra : ArYVelonA7
Daty : 05/01/2018 06:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102