Isaorana Andriamanitra (ASINIONY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
N'inon' inona fikasa
sy fikatroky ny saina
raha tsy Izy no miasa:
...herim-po very maina !

Ny tanjona kinendry
no mby sy todinao:
tsy tanjakao irery
...Izy tena tao !

Koa Izy no isaorana
sy anandratam-peo,
dia 'lay Ray Mpitantana
ny tranga sy ny seho.


ASINIONY
06 desambra 1998
--------
Rohy:
1434 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ASINIONY
Nampiditra : tslem
Daty : 14/11/2010 18:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0279