NY VOLA (ASINIONY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY VOLA


Sarintsarin'olona, sarin-Tsarimbavy

izay tsy manam-bola

Hatramin'ny olon-tiana tsy azo antsoina vady

rehefa tsy ampy vola

Zanaka nateraka no tonga olom-banona

nikoriana tao ny vola

Havana no tia milaza "manimanina"

anananao ny vola

Hatrany am-piangonana, ny hanefa adidy

tsy maintsy hoe ny vola

...............................


Na aiza n'aiza aleha, ny tokony ho tadidy

Matanjaka ny vola !


ASINIONY
21 Aogositra 1998
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
1591 0
Hevitra mandeha
endrika01 ( 29/07/2009 16:10)
Matanjaka ny vola,saingy misy koa ny sehatra,mampalemy azy!
Mysento ( 02/08/2009 11:54)
refa tsy misy ny 'S'.
mijaly ery,ny velona.
Crionlas ( 03/08/2009 12:22)
Raha andevozin'ny vola d ie; andevozy izy d ts mampijaly.
profiteo ny fiainana faz mandan ron'do@zan!
Tsy midikzan oe az mitad vola a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ASINIONY
Nampiditra : tslem
Daty : 27/07/2009 12:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014