Tiana - Atonamia
Azo vakiana?
'Zao alina izao, lasalasa zany saina
Hoe aiza zay ianao
Ka mangina sy mangaina
Ny torimaso koa nandao
Mihodina aho mijery ny famataranandro
Mikisaka ny ora, sina ny tontolo
Miezaka manandro
Amin'ny saina zay bontolo
Iriko indrindra iky, iriko ho fifaliana
Ny hiainanao rehetra
Iriko ho feno tsiky
Sambara tsisy fetra, sambara enao ry Tiana
Sokajy :
Fahantrana
Mombamomba
Mpanoratra : Atonamia
Nampiditra : atonamiaDaty : 08/02/2009
Mpamangy : 1143
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Atao AhoanaHo Anao
soratro
Hatraiza Ny Fetra
Voady
... Ve?
Hafeno