Tonga saina (Avoss jah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mandeha irery zaho vo maika mahery
satria tsy miantehatra amin'iza
miezaka mafy zaho mba ho tafita
tsy manenjika mba hitovy amin'ny hafa fa hanakatra ny ambony

zanahary antampon'ny lohako no hametrako ny hoaviko
ary R.A.D hanampy ana amin'ny lalana ho diaviko
fa tsy maintsy tafita izay ny ahy ny tanjoko
ary tsy ho entin'ny sandry zaho fa ho entiny saiko

tsy hiantehatra sanjila tsy miandrandra vitana
fa mila mofofotra mafy raha te ho kitany
fa ny fahombiazana azo miankina amin'ny zavabitana
fa tsy vitany morale sy ny nofinofy

ny fiainana iainana dia fianarana
fa tsy ho ankilanao lalandava i Dada sy Mama
mila mahatsapa tena fa manan-tsaina
mahaiza mijery sy manana tanjona
--------
Rohy:
92 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Avoss jah
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 24/05/2024 21:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2388