Miandrandra fandresena (Avoss jah)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mbola miandrandra fandresenatsy kivy ny mitady fa mbola manantena
ny Abandonne anio fady
hatrakao ihany ny loha ary tsinjovy ny hoavy
fa tsy hanary anao ame sarotry Izy
aza kivy na mandalo ny mangidy
ny androany fa omaray mbola hamiratry
de ny finoana ihany no ataovy makadiry
fa efa hainy ny mandatry ny life
aza miolakolaka fa mandehana amniny mahitsy
na mahatsapa na marary mitaraina
fa masoandro mbola hoavy fa aza manahy
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiainana - Aingam-panahy