Tsy mahafoy Mama (Avoss jah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mandeha ny andro mandeha ny fotoana
ny lasa tsy ho adino na de efa maromaro taona
tsy safidiko fa mety izay ny anjara
fa tsy mahafoy anao na de misy e fisaraha

any anao any, de izao tavela ety
fa mbola mahatsiaro tsy manadino
fa ny fotoana kely niharako taminao
tantara mipetraky mijanona ho souvenir

fa tsy mahafoy tsy mahafoy anao iao
fa faniriako ny eo ankilanao ihany
fa tsy mahafoy tsy mahafoy anao Mama
ka ity e hira ho fahatsiarovako anao

vilavila ny fiainana raha tsisy anao
ny saiko tsy mandry tsy mahita anao
mitebiteby amin'ny hoavy asa akory atao
maloky ny avenir ko hatramin'izao
--------
Rohy:
168 1
Mpakafy: avoss Jah
Hevitra mandeha
avoss Jah ( 24/05/2024 20:47)
Afaka manome hevitra na fanitsiana mba hanatsarana zavatra,sady mba ahafahana mijery ihany koa ny lesoka.Misaotra mialoha tompoko????????
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Avoss jah
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 24/05/2024 20:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148