You are here: home > Vetso

Ekeo ny fitiavako - Baraingo Valo

Efa nitsahatra ny orana,
sy ny havandra izay niraraka.
koa inona intsony moa ny olana
raha isika no miaraka?
ny taona koa vaovao
mahabe ny finiavako,
ka raha azonao atao
dia ekeo ny fitiavako.

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha