You are here: home > Vetso

MISY ZAZAVAVY - Baraingo Valo

Azo vakiana?

Misy zazavavy
mambabo ny fanahiko
ny bika tsy nindraminy.

Misy zazavavy
mahamirana ny saiko
ny tsiky sy haminkaminy!

Misy zazavavy
kanefa dia tsy sahiko
ny milaza zavatra aminy!

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

azteca (03/05/2019 10:49:55)

ka iny letsy izy iny, mba hivavaho ihany
tsy ho lasan'olona any
....
(peggy)

azteca (03/05/2019 10:50:55)

izy iny
.. Tononkiran'i Toly, fa nohirain'i Peggy

Hametraka hevitra

Midira aloha