You are here: home > Vetso

Ny diam-peniko - Era zanaka

Azo vakiana?

Ny diam-peiko indro miharihary

Injay ny feo mandalo feo milanto
zary tononkalo tena kanto

entiko ilazana ny hafaliana
hanadratako ihany koa ny fahoriana

ilay dia-peniko  indro miharihary

hitohy...

Sokajy : Malalaka

Hevitra mandeha

nyeja (23/08/2005 07:55:48)

miharihary tokoa ry zobelou a tsara e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Era zanaka

Nampiditra : zobelou
Daty : 23/08/2005
Mpamangy : 1223
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny ady tsara
Madagasikara
Mandalo