Ny tena fahaleovantena (Finidy NyAndry)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mbola misy aina
azo ampiasaina lesy....
fadio ny ho resy an-ady,
fadio ny hamoy fo

Mitraká ialahy fa bandy dia
tsarovy ihany koa
ireo tolona natombok'ireo razanao taloha
nitaky fahafahana

aza atao ambanin-javatra
fa raha izy no nanomboka dia
aoka kosa ialahy no hamarana
hitolona hoan'ny zo aman-kasin'ialahy nosena;
fa ny mponina finaritra lesy
no tena fahaleovantena.

Finidy NyAndry
--------
Rohy:
Sokajy : Namana - Aingam-panahy
429 1
Mpakafy: Finidy NyAndry
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Finidy NyAndry
Nampiditra : Finidy NyAndry
Daty : 31/01/2022 17:14
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143