nofinofy mahavahotra (fitiariela)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nofinofy mahavahotra

Faly ery ny saiko eo anilanao, mitosy
Finaritra aok'izany mihevitra ho toy ny nofy
Izato fotoana mamy itambarako aminao
Iriko hitoetra hatrany ary sanatria raha hankalao

Sodoka sy toa rendremana amin'izany
Dia tsapako hono fa izaho sy ianao no hany eto an-tany
Ka na ny vavako aza tsy mahalaza intsony zay ato am-poko
Fa ny mifanohitra amin'izany aza no indro misoko

Raha mba te hanambara aho fa anao irery
Ka mibosesika avy ao am-po ary toa manery
'Reo teny maro hanehoana lay fitia
Dia tsy misy voalaza afa- tsy ny hoe "masosots njiii!"

lol
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1048 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : fitiariela
Nampiditra : petakoel
Daty : 04/02/2009 06:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135