tomany (fitiariela)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tomany anao ny foko re, rahavako
Tomany satria lavitra anao
Koa faingàna ry malalako
F'efa sasa-miandry aho

Efa sasa-niandry ela
'Lay tia anao ka velon-tsento
F'ilay tandindonao tavela
'Reo bitsi-pitiavanao toa reko

Fitiariela
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
1332 0
Hevitra mandeha
Zozoro ( 17/01/2009 09:07)
Atsaharo ny tomany ary antenao ny fiverenany e!

Mankasitraka.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : fitiariela
Nampiditra : petakoel
Daty : 16/01/2009 09:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139