Ry haniko (Hary MDK)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny toedaharahatoa mampanahy ihany
ny mety fizarazarana
ny mety fisaharam-bazana
Ady tsy misy fiafarany
ny mpitondraha toa lasa mihanihany
tsy mba misy fahamatorana
ny fahatrana no mikoka
Mikoka fandresena
fa afaka manjaka izy zao
fa ireo vahoaka no mampahonena
fa voafahana lainga lava
Izy ireo mba efa manantena
an'ilay mpamonjy afaka manao fahagagana
nefa indrisy fa taolan-kena
no mba azony tena mahonena
--------
Rohy:
Sokajy :
Tanindrazana
