Tsarovy (Remember, Christina Rossetti) (Heriarilala Andriamamonjy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsarovy aho rehefa iny lasanaLasana an-dakira any an-tany sina
Tsy takatrao intsony ny tanako hotantanana
Efa saika handeha aho fa mbola hijanona ry tiana
Tsarovy aho rehefa ianao tsy ho afaka isan'andro intsony
Hitantara amiko ny hoavintsika nokasaina
Tsarovy fotsiny aho, azonao an-tsaina
Fa ho tara loatra ny hivavaka amin'ny ao ambony
Fa raha sendra manadino ahy vetivety ianao
Ka avy eo mahatsiaro indray, dia aza mampahory fo
Fa ny haizina sy fahalovana raha namela koa
Soritra kely amin'ny eritreritro fahiny
Aleoko manadino dia mitsiky ianao
Toy izay hoe hahatsiaro ahy dia halahelo an'iny.
Heriarilala Andriamamonjy 19-10-26
20:46
------ andrana dika teny ------
Remember
Remember me when I am gone away,
Gone far away into the silent land;
When you can no more hold me by the hand,
Nor I half turn to go yet turning stay.
Remember me when no more day by day
You tell me of our future that you planned:
Only remember me; you understand
It will be late to counsel then or pray.
Yet if you should forget me for a while
And afterwards remember, do not grieve:
For if the darkness and corruption leave
A vestige of the thoughts that once I had,
Better by far you should forget and smile
Than that you should remember and be sad.
Christina Rossetti, 1849
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Heriarilala AndriamamonjyNampiditra : iheriarilala
Daty : 21/10/2026 20:38
