Tiako raha mba tsapanao - JERY
Azo vakiana?
Tiako rah mba tsapanao,
Ilay FO ♥ midoboka ato anatiko.
Manako sesy lany ka mila ts ho tanty
Mikalo ilay fitia,Toa rano tsy ho ritra
ka zary aina izay mamelona ny anatiko rehetra
tiako rah mba tsapanao
Sokajy :
Aingam-panahy, Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : JERY

Nampiditra : Jery_Art
Daty : 09/08/2020
Mpamangy : 318
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
SOA IHANY - JERYNIEZAKA
AFERO
Eee...
KAMO
TSY INONA AKORY
TSY MISY
ALOHAN'NY
SORATRO
ANGAMBA