Iza no tianao? - Joé Rasamuel
Azo vakiana?
Iza no tianao?
Izaho aloha tsy manana
Toy ireo nambarany
Tsy misy eto an-tanana
Ka tsy afaka hilaza aho
Hoe mitovy aminy
Ny ahy efa izao
Tsy misy miafina aminao
Ny azy hono izany
Ka anjaranao ihany
Anjaranao no misafidy
Na izaho na izy
Ny fitia tsy azo terena
Na vidina amin'ny harena
Joé Rasamuel
12 Janoary 2013
Mombamomba
Mpanoratra : Joé Rasamuel
Nampiditra : MousnDaty : 12/01/2013
Mpamangy : 833
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
TinapakaNofy
Tetezamita
Zara raha mba nifaly