alahelo (joachim michael)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
nalatsako ny tomany noho ny ditranao
tsy nasiako ankaso fa niafiko lava izao
namboleko tato anatiko ny fitiavantsika roa
dia nitombo toa tsy nahy nefa rava avokoa

hitomany koa ianao raha miana amin ny fitiavana
saingy izany no lalana raha mbola velona ety
nahajamba ahy koa ireo teninao taloha nefa ten ny mandaiga ka mandratra fo

ranomaso no nianako sy halahelo lava izao
nohon ny fampijalianao sy ireo otanao
anody anao izy ireo ka dia mihomana ,fa hoavy ny ajara ho ampijalian ny sasany anao

ny ranomasoko rehetra tsy ho voafafanao
ka heritrereto ireo havanao
ianao no hany nantenaina nefa nivadika ny tany
ka any ny andro mbola hiaona ihany

ranomasoko dia tsarovy fa hisava rahatrizay
fa tsy ho eo mandrakizay sy angirifiry foana
hidaraboka ny anao fa izaho kosa
andray vaovao
fitiavana vaovao tsy manam paharoa
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
1672 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : joachim michael
Nampiditra : joachimichael
Daty : 07/11/2006 03:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145