You are here: home > Vetso

Fahagola - joseclaudio

Azo vakiana?

FAHAGOLA
Tany ho any...
Fahagola,
Nisy fihavanana tsy ravan-tsetrasetra.
Nisy soatoavina  voahaja lalandava.
Nisy fiaraha-monina mpandala fihavanana.
Tany ho any izany...
Tany fahagola!

Fa amin'izao,
Tany vaovao:
Nanova ny fisainana hanaiky ny tsy rariny.
Namboly  lalàna ho ekena mba harahina.
Nampisaraka ny iray ho maro mpifanohitra.
Nanary ny fahamarinana hampanjakana ny  fitaka.
Amin'izao izany...

Very ilay fanahy napetraky Tranainy ,
Ho lovan'ny taranaka.

Joseclaudio_ 26 jolay 2015.


Sokajy : Fiaraha-monina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : joseclaudio


Nampiditra : joseclaudio
Daty : 27/07/2015
Mpamangy : 711
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

REHEFA
Mpivahiny
MADITRA MITOMANY
VOVOKA
IZANY
Amin'izany
HIAINGA KOA NY AINGAKO
NY MIAINA
SAONA
MISTERY