rafitiavana - Kally (Ikala)
Azo vakiana?
Tsy hary votanisa,
ereo olona analinkisa
voadonan-dRafitiavana
Ka hoy aho hoe: angaha sarotra takarina?
Rafitiavana no namely
Ajanony aloha,mitonia kely
Fa aza avela ny fo hisaindoatra
fa saino aloha sao maika maratra
Rafitiavana tsy ho lany
Fa tsy maintsy ho avy izy indray andro any,
Andondona ny ao anatinao,
Ka saino ny lasa,sao hiverina haratra indray ianao.
Rafitiavana be fiantefa,
hamandrika anao izy,ka mandehana milefa,
Fa izy hamely anao ami'ny teny.
Avy eo ianao atsipitsipiny eny.
Mora ny mitia,mora ny mandao
Rafitiavana ho entinao aminy fo,
Aza kivy fa tsy ho ela io de ho lò!
Hevitra mandeha
proost (26/11/2005 16:52:36)
vale (02/12/2005 23:39:01)
Mombamomba
Mpanoratra : Kally (Ikala)
Nampiditra : ntsoansDaty : 20/11/2005
Mpamangy : 3545
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Nambinina sy Naryisika roa
ITY FAHANTRAKO
TSINIKO VE?
ny
DERNIER SOUPIRE
NY FOKO
PARCE QUE TU ES VENU
Ilay fitiavako
Ny alina