ireo masonao (landy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mila fiarahana, vonona hizara
faniriana kely tsapako anananao
na tsy nisy aza hatreto filazana avy aminao
ireo fijerinao dia ampy nampahalala

tia ahy ianao aza ezahina iniana
na dia nosakanana aza dia voaraiko ihany
resy lahatra aho mantsy matoa milaza izany
satria ireo masonao tsy hainao notoniana
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
986 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : landy
Nampiditra : pato
Daty : 10/04/2008 06:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014