mbola tsy hay (MADAÏES(danny))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eto aho izao mijery anao ,akaiky akaiky akaiky hatrany.efa eto aho izao hankamamy sy hitia hatraminy farany sy ho doria.
Nna de teo ny fotoana maro nisarahana,tsy satriko ireny fa sendra mamahatra
ka eto aho izao efa eto anilanao ,ho tanjon'iray sanatria raha mbola andao
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana