TIAVO IHANY IZY - MADAÏES(danny)
Azo vakiana?
....
Ity misy hafatra kely mba tiako holazaina,
ho anao ry malala ,ho anao ry lalaina.
hafatro ity ka de tiako ambaraina,
Tiavo ihany izy f'izaho ity malaina.
Efa nataoko ihany re izay mety,
niady mafy aho ka tsy nanaiky resy.
fa saingy manaja ny zon'ny fitia
koa raha izy no tia "avelao aho akia"
tsy satrin'ny foko izany filaza,
tsy sitran'ny saiko ho azon'ny vava
ka raha izy no tianao tsy foinao ho very .
tiavo ary izy avelao aho ho irery .
misy tohiny ...........
Sokajy :
Ady, Ahiahy, Aingam-panahy, Alahelo, Fahatsiarovana, Fampaherezana, Fiainana, Fiononana, Fisarahana, Fitiavana, Hambom-po
Hevitra mandeha
fiaritiana (05/05/2006 08:44:21)
ntsô!!mampalahelo be lé tononkalo marina, mahafinaritra fa tohizo
Enintsoa (08/07/2006 10:56:52)
dryy mampalahelo marina tokoa a!Tsara e! ary de mankasitraka fa tohizo e
hery (31/10/2006 09:42:06)
Mombamomba
Mpanoratra : MADAÏES(danny)
Nampiditra : vitsikaDaty : 05/05/2006
Mpamangy : 4611
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
mbola tsy hayHO AVY
mot et reponse
ITY FOKO
Tena ho anao !
IZY
AMIKO NY TIA
NY SORA-TANAKO
IZAY ANDRO IZAY
NY AMIKO(Ho an'i Gasikara )