You are here: home > Vetso

FIRY ??? - MAZ RAMANA

Azo vakiana?

Tendrombohitra firifiry izao ireny tazako ireny?
Aiza ho aiza ao ambadik'ireny izao ianao?
Mety mbola hanako any ve ny feoko miteny?
Mbola haratra ve ny fonao raha mitomany aho?

Tsapako ho ora farany iny andro iny
Ora farany hiainana, fa handao anao
Tsy ahita anao intsony aho taona firy?
Toy ny tsy hisy anao intsony izao tontolo izao.



Anjaramalala RAMANAMANJATO
2011

Mombamomba

Mpanoratra : MAZ RAMANA


Nampiditra : MAZ RAMANA
Daty : 09/05/2021
Mpamangy : 330
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

RAHATRIZAY
EFA AMPY
ANY HO ANY
ANDROANY HARIVA
SITRAKA
Trano rava 2.0
TRANO RAVA
FOLAKA
HELOHY
TSY AFA-BELA