TETO (MAZ RAMANA)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ireo ranomaso nalatsako teto
No mariky ny adiko tsara taloha!
Ho vavolombelon'ny fahareseko.
Ka nandohalihan'ny tongotro roa.


Anjaramalalala RAMANAMANJATO
Nosoratana tamin'ny taona 2010.
--------
Rohy:
442 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : MAZ RAMANA
Nampiditra : MAZ RAMANA
Daty : 14/04/2021 10:27
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0561