You are here: home > Vetso

TSY LANIKO - MAZ RAMANA

Aza avoaka intsony ny lamba nanafiako tamin'ny orana nifafy!
Aza avela hahatsiaro izay tsara rehetra vitako ny fonao efa mafy!

Izaho no mpivahiny, ka angamba efa ela no niandrasany ny toerany!
Nobodoiko ho tokatranoko ilay efa ela no tokony nazerany!

Aza averimberina fa efa diso fantatro ny ratsy aty amiko!
Aoka mba ho anjarany ny manamamy indray izay mangidinao tsy laniko!



Anjaramalala RAMANAMANJATO
18/08/2020 à 18h52 HM

Mombamomba

Mpanoratra : MAZ RAMANA


Nampiditra : MAZ RAMANA
Daty : 14/04/2021
Mpamangy : 338
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

ANY HO ANY
ANDROANY HARIVA
SITRAKA
Trano rava 2.0
TRANO RAVA
FOLAKA
HELOHY
TSY AFA-BELA
L'√Čtranger
HO ANAREO