HANOMPO (miHAJA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HANOMPONa ho mora na ho sarotra: tsy hisy itarainana
na ory na finaritra, n’inona n’inona adim-piainana;
Fa toky tena nofinidy, efa latsaka ato anaty
hanompo an’i Jehovah aho, voadiko io mandra-maty.
miHAJA
14.11.2005, Boanamary
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka