Teny (Mo-zo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teny tsotra tsy mba hoadinoana
Teny kely kanefa inoana
Tsy voatery tononin'ny vava
Fa fihetsika dia mahavoazava

Teny mora tononina ihany
Kanefa tsy mety voavaly
Teny mafonja tsy manam-paharoa
Fa dia mifikitra tsy afak'andoha
--------
Rohy:
102 1
Mpakafy: Safira
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mo-zo
Nampiditra : Safira
Daty : 26/02/2024 02:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138