Aiza ianao (mpanoratra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aiza ianao , miverena ho asambarako ehh iza indray no mba iaraka ijery ny kitana eny anabakabaka eny iarak@ko iza indray nu hiaraka anjy @ko @niny lalana iny iza indray no ho fihiniku ka arehy ny fitepon foko hilazany izay tsy ambaratelony tomany aho.... Aiza ianao izao sy ny eritreritro ti sisa no mibitsika mangina mitafa samirery mandinika ny lasa mitotototo ontsa ny alahelo , ry aiko mbola hoavy aho ho ianao eny miandry ne zah eeh alahelo akivina ranomaso isanandro itanao ngamb reny tsapanao ny aleheloko ny ftiavako miverena @zay ampizay ftona maromaro zay eny miandry ah mandriapiadanana ry aiko
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1655 2
Mpakafy: azrael666 - m-chi
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : mpanoratra
Nampiditra : m-chi
Daty : 07/12/2015 08:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138