aloka niserana (njaf)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy haiko ny hilaza ilay fotoana fohy
nifanenantsika
tsy haiko ny hanambara
ilay fihaonana iny
sy irony zavabita
fa ny azoko ambara
dia teny tsotra ihany
hoe "tsara sady mamy"
tiako tsy ho ferana
fa tena fanaperana
saingy aloka niserana.
Nj af (11/02/08)
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
AINA77
(
12/02/2008 07:20)
milay njafy ah
njaf
(
12/02/2008 08:19)
ankasitrahako ihany koa ianareo rehetra namaky sy i Aina nitondra ny heviny.
mitsuki
(
27/02/2008 21:20)
milai e!
pato
(
10/04/2008 06:53)
andray! tsisy azo ambara akoatrin'ny hoe mlai