tohizo ny lalana - njaf
Azo vakiana?
Nefa diso ianao
Fa raha mbola misy fery
Tsy adinonao ny lasa
Raha mbola misy olatra
tsy adino ilay nandratra
raha mbola misy masoandro
tsy ho foananao ny aloka
fa ny mety indrindra
ilay efa natombokao
tohizana ny lalana
resena izay mibahana.
njaf 23/11/2015
Sokajy :
Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : njaf
Nampiditra : njafDaty : 23/11/2015
Mpamangy : 818
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
AZA ...NA INONA
Nisy
mpinamana
Mahagaga fa
aloka niserana
hanina anareo
fitia tsy ankiteny
tovovavy mistery
ireny rehetra ireny