ny fitiavako anao (NJIVA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny 100% ny fitiavako
D' efa natolotro ho anao
Tsy vidim-bola rahavako
f'efa nafoiko trotr'izao
ra azo navoaka ho jerena
dia nasehoko anao zany foko
mba ho marik' ilay fifanekena
fitiavako tsy miova loko
ka na mafy na mora ny lalana
na kou be ny fandrika hamingana
tsy hilaozan'izany ny fitiavana
ka mahaiza mamindra mandingana
tsy hitako intsony ze lazaina
fa mamela ahy hametraka penina
sao mantsy lava ka hamonamonaina
sady tsitako intsony ze kozy tenenina
hofaranako ny teniko
de bisous mamy be
veloma kou ny farateniko
plus chocolaté
je t'aime mon amour
de la part de fo torotoro
tsy mety bobongolo
fa efa voakolokolo
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
9163 1
Mpakafy: bibah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NJIVA
Nampiditra : bibah
Daty : 09/08/2006 14:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135