You are here: home > Vetso

porofom-pitiavana - NJIVA

Azo vakiana?

Fitiavana tena grave
Mahasalama fa tsy mampanavy
Fitiavana tena jolie
dédié pour toi ry cheri
   fitiavana tsy hay pesipesenina
   aderadera fa tsy mba hafenina
   fitiavana tsy lany laniana
   dédier pour toi re ry tiana
fitiavana ngeza de ngeza
tsy vita sinoa fa mateza
fitiavana tena vrai
plus bisous chocolaté
   fitiavana tsy hangalarina
   tsy lainga fa tena marina
   fitiavana fidelité
   jusqu'a la marié
je suis toka-po
comme le soleil
tsy miti olona roa
fa rehefa iray de zay

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

Iony (04/12/2007 09:50:52)

tena mlay r'ise fa mankasitraka

niainarabearison82 (04/03/2017 14:50:09)

Ts aleo nao mba atao @ teny gasy f mb ts afangaro....tsar ian anefa a
:-)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : NJIVA

Nampiditra : bibah
Daty : 09/08/2006
Mpamangy : 32511
Mankafy : 8

Tononkalo hafa

MAFY
NATAOKO DAHOLO
ny fitiavako anao
Souvenir