You are here: home > Vetso

hafatr i neny - Ny Aina

Azo vakiana?

Ny hafatr i Neny nialohan'ny nandaozany ny tany
Ilay fehezanteny iray farany izay nafarany ahy
Fehezanteny tsy hay adinoana fa horaiketiko anaty diary
Mba hananako toetra mendrika fa tsy horatsy fanahy
Hafatra fohy kanefa mifono zavatra maro tokoa
Teny ampahendreny arahina fitiavana mamy
Hafatra farany nialohan'ny nijanonan'ny fo
Hoe"AZA ADINO IREO ANATRA DIA HENDRE IZANY ZANAKO IZANY"

Ny Aina (Jolay 2021)

Mombamomba

Mpanoratra : Ny Aina

Nampiditra : ampiantsoa
Daty : 04/01/2022
Mpamangy : 339
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Matikambo aho indraindray
Misy fotoana aho te hanad
Safidy roa
neny a! aza avela hitoman