Matikambo aho indraindray (Ny Aina)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Matikambo aho indraindray ka manao hoe sanatria raha izaho no hande hisisika aminao
Matetika loatra aho no mahateny hoe raha ianao tsy ampahafirin'izay efa nandao
Miaraka amin'ny akama aho ka mba mihambo hoe iny marina mo izany dia niarahako
Nefa ny ato ampoko mifanohitra amin'izany manao hoe rahoviana indray ianao no hotantanako
--------
Rohy:
402 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Aina
Nampiditra : ampiantsoa
Daty : 06/07/2022 13:34
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135