AIZA IANAO ( ALBUM ALOKA SY TSIKY ) (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AIZA IANAO
( Nivoaka voalohany tao amin'ny Gazety Imongo Vaovao . Ny 24.02.1988 . Laharana 9272 . Taona 33...Tamin'izany mbola nitondra ny solon'anarana hoe : TOLOKO ANDRI-FARA )

Aiza ianao rahafahahana
Izay aty potika sy lao
Avia avia taiza ianao ?
Izahay aty sasa-miandry anao .

Aiza ianao , haingana e !
Hiantso ny anaranao ;
Aiza ianao , fa miandany anao
Ireo vahoaka mainty namanao .

Tsy havelako ho faty
Hanjakan'ireo ratsy !
Fa velom-pifaliana ;
Izahay rafitoviana .

Fitoviana ! Fitoviana
Fahafahana , firaisankina
Afrika sy Ethopia ary ireo 4 mi
Hosihosehin'ireo tsy mba tia .

1986 Ny Andri- Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Embona - Fahatsiarovana
117 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149