Daty : 19/01/2006 09:12
Nijery : 3567
Tononkalo: 129 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
NY Andri-Fara
Fa nahoanaGina ny tontolo, rehefa tsy eo ianao
Kanefa izato foko, mbola tia anao.
Manambara teny mamy
'Lay fandaozanao ahy fahiny
Lasa tsy niteny...nahoana ankehitriny.
Tsy fantatro!
Nahoana no nandao
Nahoana ianao no lasa tsy niteny
Ry tiako sy lalaiko
tsy fantatrao fa haiko
izay rehetra nataonao.
Ny ANDRI-FARA
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-andri-fara