VAVAKA HO AHY (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VAVAKA HAFAHAFA

Androany aho te hivavaka
Hiondrika hifona amin'Andriamanitra.
Kanefa vahotra ny lela...;
Tsy afaka hanambara!
Haneho ny ato am-poko.

Tompo o!
Ity fo malemy sy maditra
Mitalaho fa mpanota.
Tsy afaka hanonitra ireo ratsy efa vita!
Amindrao fo re, fa zanaka tsy laitra.


02.12.2025 Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Finoana.
111 1
Mpakafy: ILAIMAILAKA
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0137