ANKAVANANA (NY Andri-Fara)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANKAVANANANIFENENA ISIKA
TSY KISENDRASEDRA
NA TSY NOTERENA
FA NAMPIHAONIN'NY TIA SY NY MANINA.
NAHITANAO TAN-KISARISARY
SY NANORATRA AN-KAVANANA
DIA NITSIRY ILAY FITIAVANA
NATAO TSY AN-KANAVAKA.
BABONAO NY FOKO
SAINGY TSY NATAO HIRAY.......... NY LALANTSIKA
"HO ANAO. HO AN'IZA NY FITIAVAKO?
Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
Rapha