IZA NO ANTSOINA ? = TONON-KIRA (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZA NO ANTSOINA ?

Iza no antsoina . ( Solo )
Dia iza no handeha . ( Solo )
Moa mba misy zava-tsoa !
Ho anay ankizy koa .

Indreto ny madinikao
Vonona ho miaramilanao .
Hanasoa ny tany hay ;
Ho anao mandrankizay .

Hitory ny anaranao . ( Solo )
N'aiza n'aiza no aleha .
Hizara izay mba azonay ;
Ho an'izay mangetaheta anao .



16.10.2004 Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Embona
12 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145