You are here: home > Vetso

MISY VE NY FAHAFAHANA - NY Andri-Fara

MISY VE NY FAHAFAHANA

FAHAFAHANA MANDRESY
SA MANDRESY HO AN'NY FAHAFAHANA!

TSY FANTATRO RY MALAGASY NAMAKO
FA REHEFA INJAY AHO?
MAMINAVINA NY AMPITSOKO
SY MIMBANJINA NY LASAKO?
DIA LASA VETSOVETSO.....
MANONTANY NY FANAHIKO
MISY VE NY FAHAFAHANA ETO?
ETO AN-TANINDRAZAKO!

TSY HAIKO RAHA EKEN'NY SAIKO
IZANY ERITRERITRO
SY  NY FOMBA MBA NISAINAKO;
HANEKEKO FA MISY VE NY FAHAFAHANA
MIJALY MANTSY NY TARANAKO.

12/10/09  NY ANDRI-FARA

Sokajy : Tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha