NA MAFY AZA . ( Tononkira iray ) (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA MAFY AZA

Tompo o! Indreto izahay
Hisedra sy hankatoa ny teninao
Vonona ny hitory...,
Hijoro ho vavolombelonao .

Na mafy aza ny ny adim-panahy
Na inona hitranga , tsy hampanahy
Tsy ataonay mahakivy ;
Tsy maintsy mandroso f'izay no didy .

Tompo o! na aiza na aiza no aleha
Na aiza na aiza hanirahana ;
Na fisedrana miandry ...
Na eo 'lay ratsy , tsy hampihemotra .

Ny Fanoloran-tenanay
Hanompo anao mandrankizay
Tsy hanan-tahotra izahay...,
Satria Ianao mpiaro anay


13.12.2006 Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : HIRA KRISTIANA
163 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1247